<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Ady mahomby amin’ny striga

Uploaded 11 months ago | Loading

Tena manimba ny voly serealy amin’ny tany kotra ny striga, noho izany, tsy maintsy vahana miaraka ireo olana roa ireo. Hianarantsika ato amin’ity video ity ny maha-zava-dehibe ny fampiarahana fomba fiady telo farahakeliny mba hampihenana ny striga sy hahazoana vokatra tsara amin’ny sorgho, ny ampemba, ny katsaka n any vary.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight, ICRISAT, UACT
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors